plt-x-sihanaka_1co_text_reg/14/12.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 12 Ôtran-zany ihaigny kô ny aminareo. Satria magniry fatratra ny fihetsehan'ny Fagna nareo, de magnàna zotom-po mba hiroborobo amin'ny fanaganana ny fengonana. \v 13 No zany ze mitare amin'ny fiteny tsy fantatra de tokony hivavaka mba hafany mandika teny. \v 14 Fa raha mivavaka amin'ny fiteny tsy fantatra Za, de mivavaka ny fagnako, fa ny saiko tsy mamô.