plt-x-sihanaka_1co_text_reg/14/07.txt

1 line
492 B
Plaintext

\v 7 Raha mamôka feo reo ra-magneno tsy manan'aigna ôtran'ny sodina na lokanga ary tsy mamôka lantom-peo samihafa reo, akôry no hafantaran'ny ôla ze melodia avôkan'ny sodina na ny lokanga? \v 8 Fa raha magnano feo hafahafa ny trompetra, akôry no hafataran'ny ôla rafa fotôgna hiomanana amin'ny ady? \v 9 Ka salan'zany ihaigny kô ny aminareo. Raha tsy mazava ny tegny avôkan'ny vavanareo, akôry no hafantaran'ny ôla ze nolazainareo? Hitegny nareo, ary tsisy hahazo an'zany anareo.