plt-x-sihanaka_1co_text_reg/14/05.txt

1 line
526 B
Plaintext

\v 5 Am'zao de magniry daôly anareo hitare amin'ny fiteny tsy fantatra. Fa mbôla miôtra no zany aza, magniry Za ny haminagninareo. Ze maminagny de geda kôkô no ze mitare amin'ny fiteny tsy fantatra (raha tsy hoe misy ôla raika mandika teny ka mba manjary hanaganan'ny fengonana). \v 6 Fa am-zao, ry rahalà, raha tonga akeo aminareo amin'ny fiteny tsy fantatra za, ino no tombon-tsoa omeko anareo am-zany? Tsy afaka za, raha tsy hoe miresaka aminareo amin'ny fagnambarana, na falalana, na faminagnina, na fampenarana.