plt-x-sihanaka_1co_text_reg/14/01.txt

1 line
511 B
Plaintext

\v 1 Mikara fitiavana ary ôka ho be zotom-po amin'reo fagnomezam-pagna, indrindra fa ny mba haminagnianareo. \v 2 Fa ze mitare amin'ny fiteny tsy fantatra de tsy miresaka amin'ôla fa amin'Andriamanitra. Fa tsisy mahazo an'azy satria miresaka ra-misitrika akao amin'ny fagna izy. \v 3 Fa ze maminagny de miresaka amin'ôla mba ho fananganana an'jareo, famporisiana an'jareo,ary fampiononana an'jareo. \v 4 Ze mitare amin'ny fiteny tsy fantatra de magnorina ny tegnany, fa ze maminagny de magnorina fengonana.