plt-x-sihanaka_1co_text_reg/13/11.txt

1 line
541 B
Plaintext

\v 11 Fony mbola zaza za, de nikoragna salan'ny zaza, neritreritra salan'ny zaza, nisaigna salan'ny zaza. Rafa leibe za, de navelako ny fazazana. \v 12Fa am-zao fotôgna zao tsika de matazagna tsy mivantagna amin'ny fitaratra, fa ratrizay de hifagnatri-tava. Am-zao fotôgna za de mahafantatra amin'ny ampahany, fa avy akeo za de hafantatra tanteraka ôtran'ny nafantarana ana tanteraka.\v 13 Fa am-zao fotôgna zao de reto telo reto no mipetraka : ny finona, ny fanantenana, ary ny fitiavana. Fa ny leibe ndrindraka am-reo de ny fitiavana.