plt-x-sihanaka_1co_text_reg/13/04.txt

1 line
392 B
Plaintext

\v 4 Ny fitiavana de mahari-po sady tsara fagna. Ny fitiavana de tsy mitsiriritra na mirehareha. Tsy miavogna \v 5 na magnano ze tsy mahamendrika. Tsy ti tegna. Tsy mora sosy, na mitanisa fahadisona. \v 6 Tsy mifaly amin'ny tsy fahamarinana. Fa kosa mifaly amin'ny fahamarinana. \v 7 Ny fitiavana de mandefitra ny ra daôly, mino ny ra daôly, matoky ny ra daôly, ary miharitra ny ra daôly.