plt-x-sihanaka_1co_text_reg/12/28.txt

1 line
443 B
Plaintext

\v 28 Ary Andriamanitra nanendry takao amin'ny fiangonana reo Apôstôly alôha, faharôy reo mpiaminagny, fatelo reo mpampianatra, avy akeo reo ze magnano an'reo asa mahagaga, avy akeo reo fanomezam-pahasoavana hagnasitrana, reo ze magnome fzgnamena, reo ze magnano asan'ny fitantanan'asa, ary reo ze managna karazana fiteny samihafa. \v 29 Apôstôly ma izy daôly? Se mpamignany daôly? Se mpampianatra daôly? Se magnano asa magaga daôly?