plt-x-sihanaka_1co_text_reg/12/25.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 25 Nagnano an'zany Izy mbô tsy hisy fisarana ny vatagna, fa mbô hifampikarakara reo amin'ny fitiavana mitovy reo rantsagna. \v 26 Noho zany rafa mijaly ny rantsagna raika, de miaraka mijaly reo rantsagna daôly; na rafa omen-danja, de miaraka mifaly reo rantsagna daôly. \v 27 Ary anareo de vatagn'i Kristy ary rantsagna am'zany ny tsiraikaraika.