plt-x-sihanaka_1co_text_reg/12/21.txt

1 line
604 B
Plaintext

\v 21 Ny maso tsy afaka hitare amin'ny tagnana hoe: "Tsisy ilàko an'nao." Na ny lô tsy hitare amin'ny tongotra hoe: "Tsisy ilàko an'nao." \v 22 Fa reo rantsagna amin'ny vatagna lazaina ho malemy de tegna ilaina, \v 23 ary reo rantsagna ze heverintsika fa tsy de manan-danja, de amentsika lanja bebe kokoa reo, ary reo rantsantsika tsy fampiseho de tsy magnana famendrena kokoa. \v 24 Ary ny rantsatsika fampiseho de tsy mila entina amin'ny famendrena, fa reo de efa magnana famendrena, fa Andriamanitra nampitambatra ny rantsagna daôly miaraka ary izy nagnome lanja kokoa an'reo ze tsy ampy an'zany.