plt-x-sihanaka_1co_text_reg/12/14.txt

1 line
454 B
Plaintext

\v 14 Fa ny vatagna de tsy rantana tokana, fa betsaka. \v 15 Raha mitare ny tongotra hoe: "Satria tsy tàgnana za, de tsy rantsagna amin'ny vatagna za," zany de tsy kely amin'ny vatagna avy. \v 16 Ary raha ny sofigna nonhitare hoe: "Satria tsy maso za, de tsy rantsagna amin'ny vatagna za," zany de tsy kely amin'ny catagna avy. \v 17 Raha maso daôly ny vatagna, de aiza ny fandrinesana? Raha sofina daôly ny vatagna, de ho aiza ny fandrinesana fofona?