plt-x-sihanaka_1co_text_reg/12/12.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 12 Fa satria ny vatagna de raika, ary managna rantsagna maro ary ny daôly de rantagn'le vatagna kô, noho zany de miaraka amin'i Kristy zany. \v 13 Fa tamin'ny alalany Fanahy raika no nagnanôvana batisa an-tsika daôly akao agnatin'ny vatagna raika, na reo Jiosy na reo Grika, na vôfatotra na afaka, ary ny daôly de natao mbô hisotro amin'ny Fanahy raika.