plt-x-sihanaka_1co_text_reg/12/07.txt

1 line
274 B
Plaintext

\v 7 Ary ho an'ny tsiraikaraika no namena ny fanehôna ivelan'ny Fanahy ho an'ny tombotsoan'ny daôly.\v 8 Fa ho an'ny ôla raika no nagnomezana avy amin'ny Fanahy ny tenin'ny fahendrena, ary ho an'ny raika hafa ny tenin'ny fahalalana amin'ny alalan'ny Fanahy raika fôgna.