plt-x-sihanaka_1co_text_reg/11/33.txt

1 line
290 B
Plaintext

\v 33 No zany, ry rahalà, rafa miangona mba ihinana anareo, de mifampendrasa. \v 34 Raha misy ôla raika nôna, ôka izy ihinana aigny an-dragno, am-ze daôly miangona anareo de tsy ho amin'ny fitsarana zany. Ary makasika reo ra hafa ze nosoratanareo, de hagnome toro-lalana za rafa tonga.