plt-x-sihanaka_1co_text_reg/11/27.txt

1 line
494 B
Plaintext

\v 27 Na iza na iza, no zany, mihinana ny mofo na misotro amin'ny kapôkan'ny Tompo amin'ny fomba tsy mendrika, de ho meloka ny amin'ny vatagna sy ny ràn'ny Tompo. \v 28 Ôka handinika ny tegnany alô ny ôla, ary am-zany de ôka ihinana ny mofo ary hisotro amin'ny kapôka izy. \v 29Fa izy ze mihinana sy misotro ka tsy mafantatra ny vatagna, de mihinana sy misotro fitsarana ho an'ny tegnany. \v 30 Zany no matonga ny ola betsaka aminareo ho osa sy marary, ary ny sasagny aminareo ho foaty.