plt-x-sihanaka_1co_text_reg/11/23.txt

1 line
263 B
Plaintext

\v 23 Fa noraisiko avy amin'ny Tompo iany kô ze ampitaiko an'nareo, fa Jesosy Tompo, tamin'ny alina ze namadina an'Azy, de naka mofo. \v 24 Rafa avy nisôtra Izy, de nanapaka an'zany ary nitare hoe: "Ty ny vatako, ze ho an'nareo. Ataovo zao ho fatserovana Anà."