plt-x-sihanaka_1co_text_reg/11/17.txt

1 line
438 B
Plaintext

\v 17 Fa agnatin'ireo torolalana magnaraka, de tsy midera an'nareo za. Fa rafa miara-tonga anareo, de tsy ho amin'ny tsara zany fa ho amin'ny ratsy ndrindra. \v 18 Fa tamin'ny vôlôny ndrindra, de reigniko fa rafa miaraka miangona akao amin'ny fengonana nareo, de misy fizarazarana akeo aminareo, ary mino an'zany amin'ny ampahany za. \v 19 Fa tsy maintsy misy fitsitokotokona akeo aminareo, mba hankasitrana akeo aminareo reo ze nekena.