plt-x-sihanaka_1co_text_reg/11/13.txt

1 line
502 B
Plaintext

\v 13 Tsarao ny tegnanareo: Mety amin'ny vevavy ma ny mivavaka amin'Andriamanitra tsy misaron-dô? \v 14 Tsy vô-janahary miitsy aza ma no mampianatra an'nareo fa raha ny leila no lava volo, de fafam-baraka ho an'azy zany? \v 15 Tsy mampianatra an'nareo ma ny vô-janahary fa raha ny vevavy no lava volo, de voninahitra ho an'azy zany? Fa namena an'azy ny volony mba hanarognana an'azy. \v 16 Fa raha misy te-hiady hevitra am-zany, de tsy managna fampiharana hafa zahay, na reo fengonan'Andriamanitra.