plt-x-sihanaka_1co_text_reg/10/23.txt

1 line
267 B
Plaintext

\v 23 Ny ra daôly de ara- dàlana, " fa tsy ny ra daôly no mahasoa. "Ny ra daôly de ara-dalàna, " fa tsy ny ra daôly no mampandroso ny ôla. \v 24 Tsisy tokony hikaraka ny tombotsony manokana. Fa kosa, ny tsiraikaraika de tokony hikaraka ny tombotson'ny namany.