plt-x-sihanaka_1co_text_reg/10/20.txt

1 line
438 B
Plaintext

\v 20 Fa mikorana momba ny ra ze ataon-reo Jentilisa mpanompo sampy fanatitra za, fa omen-jareo an'reo demonia regny ra regny fa tsy an'Andriamanitra. Tsy teko anareo ho mpiombogna amin'ny demonia? \v 21Tsy afaka misotro ny kapôkan'ny Tompo sy ny kapôkan'ny demonia nareo. Tsy afaka miraika akeo amin'ny latabatry ny Tompo sy ny latabatry ny demonia nareo. \v 22 Se manakôry ze mahasaro-piaro ny Tompo ma tsika? Mahery no Izy ma tsika?