plt-x-sihanaka_1co_text_reg/10/18.txt

1 line
241 B
Plaintext

\v 18 Tazagno reo vahôkan'Israely: nga ma reo ze mihinana reo fagnatitra tsy mpandray anjara akeo amin'ny alitara? \v 19 Ino no ho lazaiko? Hoe tsisy dikany ma zany ny sampy? Se ny ahanina ze natao fagnatitra tamin'ny sampy no tsisy dikany?