plt-x-sihanaka_1co_text_reg/10/11.txt

1 line
544 B
Plaintext

\v 11 Ary regny ra regny no nitranga tamin-jareo mba ho ohatra ho antsika. Nosoratana mba ho fampenarana antsika izy regny_ ho amintsika ze nevian'ny fara-andro. \v 12 No zany ôka ze mieritreritra ny tegnany ho efa mijoro mitandrina tsara mba tsy ho lavo. \v 13 Tsisy fakam-pagna nahazo an'nareo ze tsy ikambanan'ny ôlombela daôly. Fa kosa, Andriamanitra de mahatoky. Tsy mambela alaim-pagna mihôtra no ze zakanareo Izy. Miaraka amin'ny fakam-pagna de hognome an'nareo ny làlana hilefasana iany kô Izy, mba hahafahanareo miaritra an'zany.