plt-x-sihanaka_1co_text_reg/10/01.txt

1 line
419 B
Plaintext

\v 1 Teko ho fantatrareo, ry rahalà, fa ireo raintsika de tao ambanin'ny rôndro avokoa ary namakivaky ny ranomasina. \v 2 Ny daôly de natao batisa ho amin'i Mosesy takao amin'ny rôndro sy tao amin'ny ranomaisina, \v 3 ary ny daôly samy nihinana ahanim-pagna mitovy. Ny daôly de nisotro ranom-pagna mitovy. \v 4 Fa zareo de nisotro tamin'ny vatolampim-pangna ze nagnaraka an'azy reo, de Kristy zany vatolampy zany.