plt-x-sihanaka_1co_text_reg/09/19.txt

1 line
557 B
Plaintext

\v 19 Fa na de afaka amin'ny daôly aza za, de tonga no mpanompo ho an'ny daôly,mba hazaôko betsaka kokoa. \v 20 Takeo amin'ny Jiosy de lasa salan'ny Jiosy zà, mba hazaôko ny Jiosy. Teo am-reo ze ambanin'ny lalàna, de lasa salan'ny ôla ze ambanin'ny lalàna za mba hazaôko reo ze ambanin'ny lalàna. Nagnano an'izany za na de tsy takeo ambanin'ny lalàna aza ny tegnako. [Fanamarihana: Ny baiboly ULB sy ny UDB de mivaky hoe: "Nagnano an'izany za na de tsy teo ambanin'ny lalàna aza ny tegnako." Ny dikan-teny talô sasagny de tsy manisy an'izany.]