plt-x-sihanaka_1co_text_reg/09/17.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 17 Fa raha magnano an'izany an-tsitrapo zà, de managna valisoa. Fa raha tsy an-tsitrapo kosa, de mbola managna ny andraikitra ze nankinina taminà zà. \v 18 Ino ary zany no valisoko? Zany de rafa mitory zà, de afaka manolotra ny filazantsara tsisy fandoavam-bola ka mba tsy hampiasa tanteraka ny zoko amin'ny filazantsara.