plt-x-sihanaka_1co_text_reg/09/15.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 15 Nefa tsy nitaky ny raika tam-reo zo reo za. Ary tsy manoratra an-zao za mba mety hisy ra hatao ho anà. Aleoko maty toy 'zay hisy ôla hangala aminà zany rehareha zany. \v 16Fa raha mitory ny filazantsara zà, de tsisy antony tokony ireharehako, satria tsy maintsy magnano an'izany zà. Ary loza ho anà raha tsy mitory ny filazantsara!