plt-x-sihanaka_1co_text_reg/09/07.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 7 Iza no magnano fanompoana miaramila amin'ny fandaniny manokana? Iza no mamboly vôloboka ary tsy mihinana ny vôny? Na iza no miambina ondry ka tsy misotro ny ronono avy am-zany? \v 8 Nga ma za milaza reo ra reo mifototra amin'ny fahefan'ny olombela? Tsy milaza an-zany kô ma ny lalàna?