plt-x-sihanaka_1co_text_reg/08/11.txt

1 line
384 B
Plaintext

\v 11 Nony falalanao ny toetra marina momba ny sampy, de very le rahalà malemy finogna, ze nafatesan'i Kristy. \v 12 No zany, rafa manota amin'ny rahalànareo nareo ka mandratra ny saina malemin'izy reo, de manota manoitra an'i Kristy anareo. \v 13 No zany, raha ny anina no matonga ny rahalàko ho tafitohina, de tsy hinan-kena intsony za, mba tsy avy aminà no halavo ny rahalàko.