plt-x-sihanaka_1co_text_reg/08/04.txt

1 line
591 B
Plaintext

\v 4 Fa raha ny makasika ny finanana anina natao sorogna ho an'ny sampy de fantatsika fa "ny sampy aketo am-zao tontolo zao de tsinontsinona" ary "fa tsy misy Andriamanitra afa-tsy raika iany." \v 5 Fa mety misy reo mody antsovina hoe andriamanitra, na akaigny an-dagnitra na aketo an-tany, salan'ny habetsan-reo "andriamanitra" sy ny habetsan-reo "tompo." \v 6 Fa ho antsika, "Raika iany no Andriamanitra de le Ray, ze avy aminy ra daôly, ary Izy no antony hivelomantsika, ary raika no Tompo Jesosy Kristy, ze tamin'ny alalany no nisian'ny ra daôly, ary tamin'ny alalany no nisiantsika."