plt-x-sihanaka_1co_text_reg/08/01.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 1 Ary makasika ny ahanina atao sorogna ho an'ny sampy fantatsika fa: "Tsika daôly de manam-palalana." Ny Falalana mampiendaenda, fa ny fitiavana manangana.\v 2 Raha misy ôla raika mihevitra ny tegnany fa mafanta-dra, de mbola tsy mafantatra araka ze tokony hafantarany akory zany ôla zany. \v 3 Fa raha misy ôla raika te an'Andriamanitra, de fantany zany ôla zany.