plt-x-sihanaka_1co_text_reg/07/32.txt

1 line
521 B
Plaintext

\v 32 Teko nareo ho afaka amin-reo ahiahy. Ny lehilà tsy manambady de miahiahy ny amin'ny reo ra ny Tompo, ny amin'ny fomba hampifaliana an'Azy. \v 33 Fa ny lehilà manambady de miahiahy ny amin'ny ran-zao tontolo zao, ny amin'ny fomba hampiafaliana ny vadiny, \v 34 mizarazara izy. Ny vevavy tsy manambady na virijiny de miahiahy ny amin'ny ran'ny Tompo, ny amin'ny fomba hanokanana amin'ny tegna sy ny fagna. Fa ny vevavy manambady de miahiahy ny amin'ny ran-zao tontolo zao, ny amin'ny fomba hampifaliana ny vadiny.