plt-x-sihanaka_1co_text_reg/07/27.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 27 Vôfatotra amin'ny vevavy ma nareo? Aza mitady ny ho afaka aminy. Afaka amin'ny vadinao ma enao? Aza mitady vady. Nefa raha manambady nareo, de tsy nagnota. \v 28 Raha ny vevavy tsy manambady no manambady, de tsy nagnota izy. Nefa reo ze manambady de hanagna karazan'ôla betsaka raha mbola velona, ary za de te hagnala anareo amin-zany.