plt-x-sihanaka_1co_text_reg/07/25.txt

1 line
313 B
Plaintext

\v 25 Ary makasika reo ze tsy nanambady mitsy, za de tsy managna didy avy am'Tompo. Nefa za de magnome ny hevitro salan'ny tokana, amin'ny alalan'ny famindram-pon'ny Tompo, de mendri-pitokisana. \v 26 No zany, meritreritra za fa non'ny loza ze ho avy, de tsara ho an'ny leila ny mijanona amin'ny maha izy an'azy.