plt-x-sihanaka_1co_text_reg/07/17.txt

1 line
489 B
Plaintext

\v 17 Fa avilao fotsiny ny tsiraikaraika avy hiaigna ny fiaignana ze efa nanendren'ny Tompo an'azy, ary araka ny efa nagnantsovan'Andriamanitra an'azy. Io no fitsipiko akao amin'ny fengonana daôly. \v 18 Efa vôfora ve ny ôla raika rafa hiezaka ny hisehoseho salan'ny tsy vôfora. Tsy vôfora ve ny ôla raika rafa nantsovina ho amin'ny fonona? Tsy tokony ho foraina izy. \v 19 Satria tsy ny famorana na ny tsy famorana no ra-leibe. Ny ra-leibe de ny fankatoavana ny didin'Andriamanitra.