plt-x-sihanaka_1co_text_reg/07/15.txt

1 line
394 B
Plaintext

\v 15 Fa raha ny vady tsy kristianina no mandao, avelao izy ande. Amin'ny toe-javara ôtrany zany, ny rahalàny na ny rahavavy de tsy vôfatotr'ireo voadin-jareo. Andriamanitra de nagnantso antsika mba hiaigna am-pedanana.\v 16 Fa amin'ny fomba manakôry no alalanao, ry vevavy, raha ho vôvonjinao ny vadinao? Na amin'ny fomba manakôry no alalanao, ry lehilà, raha ho vôvonjinao ny vadinao?