plt-x-sihanaka_1co_text_reg/07/10.txt

1 line
314 B
Plaintext

\v 10 Ary ho an-reo ze tsy manambady de magnome zao didy zao za, tsy za fa ny Tompo, ny vevavy de tsy tokony hisaraka amin'ny vadiny, \v 11 (fa raha hoe: misaraka amin'ny vadiny izy, de tokony hijanona tsy hanambady na kô miverigna mifanaraka amin'ny vadiny) ary ny lehilà de tsy tokony hisaraka amin'ny vadiny.