plt-x-sihanaka_1co_text_reg/07/05.txt

1 line
604 B
Plaintext

\v 5 Aza mifanakatsakana nareo tsirairay, afa-tsy amin'ny fifanarana nifanôvana ary amin'ny fotôgna vôtokana. Atôvy zany mba hafanareo manokan-tena amin'ny vavaka. Avy akeo de tokony hiara-hatory ndray nareo, mba tsy hafan'ny Satana maka fagna anareo non'ny tsy fagnananareo fifezan-tegna. \v 6 Kanefa za de milaza reo ra reo aminareo am-pahalalana fa tsy didy akory. \v 7 Iriko ny ôla daôly ho ôtra anà. Fa ny tsirairay de samy managna ny fagnomezam-pahasoavana manokana avy amin'Andriamanitra. Ny raika managna ity karazam-panomezam-pasoavana ity, ary ny raika hafa managna karazagny hafa kô.