plt-x-sihanaka_1co_text_reg/07/03.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 3 Ny lehilà de tokony hagnome reo zo ara-panambadena ho an'ny vadiny, ary ôtran-zany kô ny vevavy ho an'ny vadiny. \v 4 Tsy ny vevavy no managna fahefana amin'ny vatany manokana, fa ny vadiny. Ôtran-zany kô, tsy ny lehilà no managna fahefana amin'ny vatany manôkana, fa ny vadiny no managna.