plt-x-sihanaka_1co_text_reg/06/16.txt

1 line
230 B
Plaintext

\v 16 Moa tsy fantatrareo ma fa ze miray amin'ny mpivaro-tegna de lasana nofo raika amin'azy? Ôtran'ny vôlazan'ny Soratra Masina hoe: "Ho nofo raika iany izy roey." \v 17 Fa ze miaraka amin'ny Tompo de lasa fagna raika amin'Azy.