plt-x-sihanaka_1co_text_reg/06/14.txt

1 line
267 B
Plaintext

\v 14 Andriamanitra de efa nanangana ny Tompo sady hanangana antsika kô amin'ny heriny. \v 15 Moa tsy hainareo ma fa ny tegnanareo de rantsambatan'i Kristy? Ka ndesiko ma zany reo ratsam-batan'i Kristy ary ampiraika an-jareo amin'ny mpivaro-tegna? Tsy hisy ane zany!