plt-x-sihanaka_1co_text_reg/06/07.txt

1 line
256 B
Plaintext

\v 7 Ny fisin'ny ady akeo aminareo kristiana daôly de efa faresena ho an'nareo sahady. Fa tsy aleo mijaly amin'ny fahadisoana? Fa tsy aleo avela ho vôfitaka ny tegnanareo? \v 8 Fa anareo de nandiso sy namitaka 'reo hafa nefa de rahalanareo iany ry zareo!