plt-x-sihanaka_1co_text_reg/06/01.txt

1 line
462 B
Plaintext

\v 1 Rafa misy raika aminareo miady amin'ny raika hafa, sahy hagnantongna fitsarana akeo agnatrehan'ny mpitsara tsy mpino ma izy, fa tsy akeo agnatrehan'reo mpino? \v 2 Mô tsy fantatrareo ma fa reo mpino no hitsara an'zao tontolo zao? Ra zany, anareo no hitsara an'zao tontolo zao, mô tsy mahavita mandamina raharaha madinika ma anareo?\v 3 Mô tsy fantatrareo ma fa hitsara anjely tsika? Impiry, ary, tsika no afaka mitsara reo raharaha amin'ty fiaignana ty?