plt-x-sihanaka_1co_text_reg/05/06.txt

1 line
536 B
Plaintext

\v 6 Tsy tsara ny fireareanareo! Tsy fantatrareo ma fa ny masirasira kely de magnova ny mofo manontolo? \v 7 Diovy ny tegnanareo amin'ny masirasira talô mbô ho tonga mofo vaovao anareo, ka mbô ho tonga mofo tsisy masirasira anareo. Fa kristy, le Zanak'ondrintsika tamin'ny Paka, de natao sorona. \v 8 Noho zany de ôka tsikana hankalaza ny firavoravôna, tsy amin'ny masirasira talô, le masirasiran'ny fitondran-tegna ratsy sy faratsena. Fa kosa, ôka tsikana hankalaza amin'ny mofo tsisy masirasiran'ny fadiovam-po sy fahamarinana.