plt-x-sihanaka_1co_text_reg/04/17.txt

1 line
335 B
Plaintext

\v 17 Zany no nandefasako anareo an'i Timoty, zanaka malalako sady matoky akao amin'ny Tompo. Izy de hampatsiahy anareo reo lalako akao amin'i Kristy, ôtran'ny ampenarako an'azy reo na aiza na aiza sy akao amin'ny fengonana daôly. \v 18 Amin'zao de lasa miavona ny sasagny aminareo, magnano salan'ny hoe tsy ho avy aigny aminareo za.