plt-x-sihanaka_1co_text_reg/04/14.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 14 Zà de ty nanoratra reo ra reo mba hahamenatra anareo, fa manitsy anareo salan'ny zanaka malalako. \v 15 Fa na de magnana mpiambina ray alina akao amin'i Kristy aza nareo, de tsy magnana ray betsaka be. Fa za de lasa rainareo akao amin'i Kristy Jesosy tamin'ny alalan'ny filazantsara. \v 16 No zany de mamporisika anareo za mba ho mpaka-taka anà.