plt-x-sihanaka_1co_text_reg/04/12.txt

1 line
287 B
Plaintext

\v 12 Miasa mafy zahay, miasa amin'ny alalan'ny tagnanay iany. Rafa latsaigna zahay, de miaritra. \v 13 Rafa henjeigna zahay, de mitso-drano. Rafa vôendrikendrika zahay, de mitare amin'ny atsaram-pagna. Zahay de niôva, ary mbola raisina ho fakon-zao tontolo zao sy faikan'ny ra daôly.