plt-x-sihanaka_1co_text_reg/04/08.txt

1 line
469 B
Plaintext

\v 8 Efa agnananareo daôly ze ra tadiavinareo! Efa lasa mpanankarena nareo! Ary efa nanomboka nanjaka nareo ary zany de tsy avy taminay! Za de magniry tokoa ny nanjakanareo, mba hafahanay manjaka miaraka aminareo. \v 9 Fa za de mieritreritra fa Andriamanitra de nametraka antsika ho apostoly mibaribary ôtran'ny farany amin'ny laharana sy ôtran'ny ôla vôheloka ho faty. Zahay de lasa fampisehogna ho an'zao tontolo zao ho an'reo anjely, ary ny ho an'ny olombelona.