plt-x-sihanaka_1co_text_reg/04/06.txt

1 line
513 B
Plaintext

\v 6 Am-zao fotôgna zao, ry rahalà, nampiatra reo fitsipika reo taminà sy tamin'i Apolosy za non'ny aminareo, mba hafanareo mianatra avy aminay ny dikan'ny fitenenana hoe: "Aza mande mihôtra ze vôsoratra." Zany de mba tsy hisy raika aminareo hieboebo ny amin'ny fankasitrana ny raika nony hafa. \v 7 Fa iza no maita fasamihafana akeo aminareo sy reo hafa? Ino no agnananareo ka tsy noraisinareo maimaimpôgna? Raha nandray zany maimaimpôgna nareo, naôgna nareo no mieboebo ôtran'ny tsy nagnano salan-zany?