plt-x-sihanaka_1co_text_reg/04/05.txt

1 line
274 B
Plaintext

\v 5 No zany, aza magnonona fitsarana momban'ny ra daôly melohan'ny fotôgna, melohan'ny hevian'ny Tompo. Izy de hitondra reo ra-miafin'ny haizina ho amin'ny fahazavana ary hampiseho ny fikasan'ny fo. Avy akeo ny tsirairay avy de handray ny fiderany avy amin'Andriamanitra.