plt-x-sihanaka_1co_text_reg/04/03.txt

1 line
258 B
Plaintext

\v 3 Fa aminà de ra kely de kely ny tokony hitsaranareo na hitsaran'ôlombelona daôly anà. Fa na za aza tsy mitsara ny tegnako. \v 4 Za de tsy mafantatra ze fiampangana natao taminà, fa zany de tsy midika fa tsy magnan-tsiny za. Ny Tompo no mitsara anà.