plt-x-sihanaka_1co_text_reg/04/01.txt

1 line
234 B
Plaintext

\v 1 Salan-zao no tokony handraisan'ny ôla antsika, ôtran'ny mpanompon'i Kristy ary mpitandrina reo misterin'Andriamanitra. \v 2 Am-zany fifandraisana zany, de fepetra takiana am-reo mpitandrina ny maha-mendri-pitokiana an'azy reo.